Teny iditra | miara-dola | |
Singan-teny | miaraka ; dola | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fiarahan' ny olona roa mamindra misy fiangotingotiana ka somary mifampiraidraika ny loha [1.1] | |
Fivaditsoratra | madiroala, miara-dola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |