Teny iditra | miantoraka (antoraka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miantsampy mova tsy ny hianjera eny amin' ny hafa: Vao tonga izy dia niantoraka teny amin' ny reniny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To throw stones, spears, etc. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | manarotika, miantoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |