Teny iditra miankohoka (hohoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To prostrate oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se prosterner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miankohoka
Ny lasa : niankohoka
Ny hoavy : hiankohoka
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20