Teny iditra miangola vaitra
Singan-teny miangola ; vaitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mihanta fatratra [1.1]
Ohatra Raha mihomehy mihaingohaingo, miangolavaitra, na raitsiky mora arahin-totohondry kely sady mirona mankany. [1.437]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16