Teny iditra miandry tafika
Singan-teny miandry ; tafika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wait for the birth of a child [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Attendre la naissance d'un enfant [1.8]
Tovy hevitra miandry vohoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26