Teny iditra miandrovondrovo (androvondrovo (androvo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miaraka na mikambana amin' ny androvo na mpangalatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miandrovondrovo
Ny lasa : niandrovondrovo
Ny hoavy : hiandrovondrovo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20