Teny iditra miandahy miambavy
Singan-teny miandahy ; miambavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Men and women together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Hommes et femmes ensemble [1.8]
 Hommes et femmes qui travaillent ensembl [...] [tohiny 1.5]
Ohatra Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24