Teny iditra miana-kendry
Singan-teny mianaka ; hendry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony [1.1]
Ohatra Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/28