Teny iditra | miambakavaka (ambakavaka (ambaka)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakavaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To stammer, to be at a loss for words [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Parler d'une façon embrouillée, balbutier [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | miambakambaka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |