Teny iditra | mialikalìka (alikalika (alìka)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao toetra na fiainan' alika, ratsy toetra, ratsy fiaina [1.1] | ||||||
Teny iditra | mialikalika (alikalika (alika)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miangentsangentsana, sarotsarotiny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be too familiar with others, to assume impertinent airs. [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |