Teny iditra |
miafatrafatra
(afatrafatra (afatra))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To vociferate, to utter piercing cries [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vociférer, se démener [1.3]
|
Ohatra | Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena
[1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miafatrafatra |
Ny lasa : |
niafatrafatra |
Ny hoavy : |
hiafatrafatra |
Filaza mandidy : |
miafatrafara |
|
|