Teny iditra miabo (abo)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens
être fier, hautain [1.3]
 Positif [1.13]
Ohatra Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona. [1.384]
Tovy hevitra miibo
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/11