Teny iditra | metroka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |