Entrée metatra
Partie du discours nom
Définition malgache Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity
¶ Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin' io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Very ny metatro fa ampindramo kely ny anao aho [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a meter [Hallanger 1973]
Traduction française mètre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: mètre.
Exemples 
1Roapolo, hono, ny metatra tamin' ilay lamba. [Andraina: Mitaraina, page 119]
2Io no tetezana, foana arofanina, Angamba efapolo metatra halava, Hamitana zavatra iray nomanina, Zavatra tsy mora tantarain' ny vava. [Andraina: Sahabe, page 2]

Mis à jour le 2020/07/31