Teny iditra mbavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo kely tsara firehitra ka nanaovan' ny taloha fanilo mba hitsilovana ny dia amin' ny alina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Arbuste dont les messagers royaux faisaient des torches pour s’éclairer la nuit [1.3]
  [Tankarana] (contraction de ambavy). Polyalthia richardiana Baill. (Annonaceae). Réf. Service Forestier 6118, Arbre à écorces et bois aromatiques. C'est un arbre de bon augure. [1.196]
Anarana siantifika Polyalthia richardiana
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/05