Teny iditra | mazava ray (zava, ray) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Sola ny volo eo ambonin' ny handrina izay tonga mangadihady be [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Having a fine or prominent forehead [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a le front large et découvert [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mazava ray io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |