Teny iditra |
mazana
(hazana)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
[ mazaña ] Mafy [1.78]
|
| Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý Tsy azo ifanarahana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dur, très sec Intraitable, incorrigible [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mazàna
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka]
[ mazaña ] Matetika [1.78]
|
| Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent) [1.3]
|
Fanazavàna teny anglisy | Frequently, usually [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Souvent, d'habitude [1.8]
|
|