Teny iditra mavitribitrika (vitribitrika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [1.1]
Tovy hevitra mavitrika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05