Teny iditra mavesatre
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Bevohoka, vehivavy mitondra ny vokatry ny firaisany amin'ny lehilahy: K'aja misakilo homaña amin'ny mavesatre sandre maty voky (aza mifaninana amin'ny bevohoka sao matin-kavokisana) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31