Teny iditra mavany (vany)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] masiaka, henjana [1.78]
 Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka
Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Hardi, qui ose tout, fort [1.3]
Tovy hevitra mavanivany
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10