Teny iditra matiloa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tantsambo, mpiasa amin' ny sambo: Lasa nanao matiloa, hono, Rakoto [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: matelot.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31