|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mateza |
| Fototeny | 2 teza |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 durable
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qui dure
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra:
[2.470#34]
|
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|