Teny iditra | mate (fate) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Aboli, amoureux, crevé, dévoré, exténué, effacé, épuisé, étouffé, mort, paralysé en partie, passionné, tué [1.68] | |
Ohatra | Tsy mba mate an-dala nareo rey, olo ratsy say nareo!
[2.606] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mate io | |
Teny iditra | mate | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | Namana Vady Mananboninahitra an-tsambo ambanin' ny kapiteny [1.17] | |
Teny iditra | mate | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny anglisy | Mampaka-bady, mivady, mampivady [1.17] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |