Teny iditra matavy an-dela
Singan-teny matavy ; lela
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manao azy ho mahay na manankarena, nefa tsy izany; fatra-mampanantena zavatra betsaka, nefa tsy manome inona akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16