Teny iditra | masika | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Manafaingana [1.78] | |
Teny iditra | masika | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Haingana [1.78] | |
Fivaditsoratra | kamasy, kamisa, makasy, masaky, masika, mikasa, misaka, samaky, simaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |