Teny iditra masay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vady faharoan' ny lehilahy mampirafy: Nampirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be ny vady masay, ary ny vady kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Secondary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Secondaire [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra masay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Milamina, miadana, tony (ranomasina) [1.78]

Teny iditra masay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mihanaka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11