Teny iditra 1/3 | mary | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Tsotra, maotina [1.78] | |||
Anaran-toerana |
| |||
Teny iditra 2/3 | mary | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tony (rano), marina, marindrano [1.78] | |||
Teny iditra 3/3 | mary | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tokony [1.78] | |||
Fivaditsoratra | mary, Myra, ramy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |