Teny iditra | maroroha taiza | |
Singan-teny | maroroha ; taiza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny firariana atao amin' ny vehivavy terabao mba haroroka, hitombo soa aman-tsara ny zaza tezainy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | May your nursling thrive! [1.3] | |
Fanazavàna teny anglisy | May your baby grow! (to a new mother) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Que votre enfant croisse vite (à une maman) [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |