Teny iditra marolongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent. [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra marorazana ~ maroandavaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31