Teny iditra | maritiora | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A martyr [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Martyr [1.8] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Anglisy: martyr. Frantsay: martyr. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |