Teny iditra | maridrefy | ||
Singan-teny | marika ; refy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Filazana habe na halavan-javatra amin' ny tsipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n' ny tena habeny; ohatra: amin' ny sarintany vita mandrefy 1/250.000, ny halavana 1sm dia 1sm / 260.000 sm na 2500 m, na 2,5 km amin' ny tena izy; valandotra [1.1] | ||
(mari-drefy) mpanohatra ny refin-jeva an-tsary sy refin-jeva tena izy [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | (mari-drefy) échelle d'un plan ou d'une carte [1.13] | ||
Voambolana | Matematika: rafitsary | ||
Tovy hevitra | valandotra | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |