|
|
|
|

Teny iditra1  mari-danja
Singan-teny  2  marika, lanja
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Simia
Fanazavàna teny malagasy  5  tambatry ny isam-pahana sy ny isan'ny netirôna ao amin'ny atôma [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  nombre de masse [1.13]
Tovy hevitra  7  isan-danja

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13