|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  marèna (marina)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny mpamaritra marina
Fanazavàna teny malagasy  3  Mipetraha tsara [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4  Sois juste [1.20]
Ohatra  5  Dia marena tokantrano, anaka. [2.346#49]
6  Fa aorian' izany kosa dia samy maka amin' izany rano ao anaty fitoerany izany avokoa- ny ao an-trano ka mamafy izany amin' izy roa, izay arahin-teny hoe: "marena an-tokantrano! [2.436#]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny mpamaritra mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)9  mareña
Sokajin-teny  10  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  11  ampitso [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  13  manare, manera, marèna, menara, merana, ramena

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/20