Teny iditra maratra (ratra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] simba [1.78]
 Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta
Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Wounded, injured [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être blessé, meurtri [1.8]
Ohatra 
1Tandremo sao maratra! [2.332]
2antsy maranitra ka izay manitsaka azy no maratra [2.346]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07