Entrée mararin-teny (rary, teny)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ilazana ny olona mora misafoaka sy tezitra raha misy teny mikasika azy; olona mora tohina amin' izay teny reny mikasika azy ka mazàna misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31