Teny iditra maraokanina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Maraoka (Afrika avaratra andrefana)
Momba an' i Maraoka na an' i Maraoka na avy any Maraoka: Milazà vokatra maraokanina vitsivitsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Moroccan [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Marocain, marocaine [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  Maraoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31