Teny iditra | marakely | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazandrano matsiro fa be taolana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A small fish [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Petit poisson plat [1.8] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Teny iditra | marakely | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Miaramila kely Andian' ankizy milahatra manao matso sy asampinga [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A sort of military drill done by children [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Exercice paramilitaire présenté par les enfants [1.8] | |
Fivaditsoratra | marakely, ramikela |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |