Teny iditra 1/2 |
marakely
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazandrano matsiro fa be taolana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A small fish [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Petit poisson plat [1.8]
|
Voambolana |
|
Teny iditra 2/2 |
marakely
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Miaramila kely Andian' ankizy milahatra manao matso sy asampinga [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A sort of military drill done by
children [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Exercice paramilitaire
présenté par les enfants [1.8]
|
|