Teny iditra | maoty | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Efa misara-nono, efa mahasara-dray aman-dreny; vory hevitra sy saina Manan-toetra matotra [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | maoty | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Teny ilazana ny omby rehefa niofo indray mandeha ny tandrony [1.1] | ||
Tsipelina hafa | maota | ||
Fivaditsoratra | atimo, maito, maoty, matoy, miato, miota, mitao, mitoa, moita, tamio, tamoy, taomy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |