Teny iditra maody
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Suspicious, apprehensive [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soupçonneux, méfiant [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra maodimaody
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31