Teny iditra mantsimpofona
Singan-teny mantsina ; fofona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [1.1]
Anarana siantifika Celtis discodoxylon
Voambolana 
Tovy hevitra afiafy

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13