Teny iditra mantrandro
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Mipetra-potsiny amin'ny fotoana tsy fiasana, miala sasatra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31