Teny iditra manovoka (ovoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manala, manesotra, manatsoaka; maniny mafy dia mafy, mandevilevy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manovoka
Ny lasa : nanovoka
Ny hoavy : hanovoka
Filaza mandidy : manovoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20