Teny iditra manotototo (totototo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampivezivezy etsy sy eroa tsy misy vokany toy inona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manotototo
Ny lasa : nanotototo
Ny hoavy : hanotototo
Filaza mandidy : manotototoa
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05