Teny iditra | manosina (osina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manafotetaka, mandrakotra amin' ny fotaka, vovoka, loko, loto..., manavona, manatavona [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | manosina, samonina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |