Teny iditra manorona (horona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To wind thread or string on a spool or spindle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Embobiner du fil, etc.; enrouler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manorona
Ny lasa : nanorona
Ny hoavy : hanorona

Teny iditra mañorona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] [ manorona ] Misorona (afo) [1.78]
  [Bezanozano] Misorona afo, manoroka [1.78]
  [Tanala] Misorona afo, mampirehitra sady mandamina ny kitay an'afo: Afaka andidy amin'afo koja fa nanoroñ'hitay tsy nirehitra (afaka adidy amin'ny afo kosa fa nisorona kitay tsy nirehitra) [1.78]

Teny iditra mañorona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mamonkona (rantsan-tanana) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11