Teny iditra manoritsoritra (soritsoritra (soritra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Décrire d'une façon sommaire, décrire sommairement [1.13]
Ohatra Nefa ilaina ny manoritsoritra ny foto-dresaka mba hitarihana ny saina, ka tsy hampivaona azy amin'izay tanjona kendrena. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoritsoritra
Ny lasa : nanoritsoritra
Ny hoavy : hanoritsoritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20