Teny iditra manontolo (tontolo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo
Mitovy hevitra: bontolo ~ tsy misy mipika ~ tsy mivaky ~ tsy nahafahana [1.1]
Ohatra 
1Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
2- mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [2.470]
3Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20