Teny iditra manontava
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandrivo-maina; be rivotra nefa maina ny andro [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manontava
Ny lasa : nanontava
Ny hoavy : hanontava
Tovy hevitra manintava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31