Teny iditra | manomoka (homoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitsako nefa tsy misy na inona na inona tsakoina ary mikombona ny vava [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To hold something in the mouth witout swallowing it [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | manomokomoka | ||||||
Fivaditsoratra | mamokona, manomoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |